|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mandalina
Radical  2lalina
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy. [1.1]
Explications en anglais  5to deepen, to make deep; to aggravate guilt. [1.2]
6to make deeper; to improve one's knowledge or skill. [1.7]
Explications en français  7approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances. [1.8]
Exemples  8 ka mbola holazainay hiaraha-mandalina. [2.245#]
9 Hita anefa raha mandalina tsara isika fa nateraky ny zava-misy ny toe-tsaina. [2.285#]
10 raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra; [2.996]
Morphologie 
11 Présent :
12 Passé :
13 Futur :
14 Impératif :
Tous les mots composés  15mandalim-pahaizana

Entrée (2/2)16 mandalìna
Radical  17lalina
Partie du discours  18 impératif du verbe actif mandalina [Liste complète]

Anagrammes  19 mandalìna, mandalina, 20 mandilana

Mis à jour le 2025/11/06