|
|
|
|

Entrée1  mandatsa-bato
Mots élémentaires  2 mandatsaka, 3 vato
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato.
6 (ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana. [1.1]
7 mandray anjara amin'ny fifidianana. [1.13]
Explications en anglais  8 to recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour.
9 to choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered. [1.2]
Explications en français  10 voter. [1.13]

Mis à jour le 2025/09/12