Entrée mandoto (loto)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
¶ Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
Mitovy hevitra: manendry ratsy ~ manoso-potaka ~ manosodratsy
¶ Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly
Mitovy hevitra: maka an-kery ~ mametaveta ~ manao am-bohika ~ manao am-boribory ~ manao an-kery ~ manao angovy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to soil, to sully [Hallanger 1973]
Traduction française   souiller, salir [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   tacher
¶ calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [Abinal 1888]
Exemples  
1setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 176]
2mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [Abinal 1888, page 414]
3mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [Abinal 1888, page 414]
Morphologie  
mandoto
nandoto
handoto
mandotoa
Citations  

Entrée Mandoto (man-, loto)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Vocabulaire  
Toponymie   man, loto
Illustrations  

Mis à jour le 2017/09/05