Entrée mandotra
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka
¶ Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes manditra ~ renimanditra

Entrée mandotra (dotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra
¶ Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay
¶ Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby
¶ Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to burn with fire [Richardson 1885]
Morphologie 
mandotra
nandotra
handotra
mandora

2012/05/15