Entrée mandrandrana (randrana)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to plait, to twist. [Richardson 1885]
   to braid [Hallanger 1973]
Définition française   tresser [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Morphologie  
mandrandrana
nandrandrana
handrandrana
mandrandràna

Entrée mandrandraña
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] mivaivay [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tambahoaka] ardent [Rakotosaona 1972]

Entrée mandrandràna (randrana)
Partie du discours   impératif du verbe actif mandrandrana [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

2013/03/27