Entrée mandrendrika (rendrika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy
¶ Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany
¶ Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy
¶ Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny
¶ Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana [Rajemisa 1985]
   mampiempo, na manempo [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   to melt, to cast (metals); to wreck [Hallanger 1973]
Traduction française   fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner
¶ rendriky ny tory: assoupi par le sommeil [Hallanger 1974]
Traduction française   fondre [SLP: Voambolana]
Exemples   tsy firaka hiaraha-mandrendrika [Fox: Hainteny, numéro 8]
Morphologie  
mandrendrika
nandrendrika
handrendrika
mandrendreha
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/03/27