|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mandrevo
Radical  2 revo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
5 Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
6 Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
7 Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1]
Explications en anglais  8 to bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7]
Explications en français  9 s'enfoncer comme dans la boue [1.8]
Exemples  10  Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [2.472#170]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Combinaisons  14 fota-mandrevo

Entrée (2/2) 15  Mandrevo
Mots élémentaires  16 man~, 17 revo
Partie du discours  18  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  19  Géographie: agglomérations

Anagrammes  Mandrevo, mandrevo

Mis à jour le 2026/03/07