|
|
|
|

Entrée1  revo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany.
4 Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy.
5 Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy. [1.1]
Explications en anglais  6 stuck in the mud; completely engrossed. [1.7]
Explications en français  7 embourbé; plongé dans une occupation. [1.8]
Exemples  8  Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo! [2.471]
9  Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  22  jemby, 23  rendrehana, 24  rendrika, 25  renoka, 26  senoka, 27  sondriana, 28  variana
Tous les mots composés  29  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  30  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  31 revo, 32 vero, 33 vore

Mis à jour le 2025/11/09