Index

Proverbes : mandrobo

Proverbe Lainga tsara lahatra ka mandrobo ny mpihaino. [Rinara 1974 #1682]

Proverbe Mitondra teny mandrobo ka mampihinana am-bolony. [Rinara 1974 #2482]

Proverbe Mody mandefitra (tsara imaso) kanjo handrobo. [Rinara 1974 #2547]

Proverbe Tompon-tany mahay rano tsangana, ka mandrobo ny vahiny hilentika. [Rinara 1974]
Tompon-tany mahay rano tsangana: mandrobo ny vahiny hilentika. [Cousins 1871 #3123]

Index