|
|
|
|

Entrée1  maneho
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  seho
Explications en malgache  4  [1.1] Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo
Explications en anglais  5  [1.7] to exhibit, to display
Explications en français  6  [1.8] montrer, exhiber
7  [1.13] présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler
Exemples  8  [2.472] Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa.
9  [2.470] maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka.
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 hemano, 15 maneho, 16 mañohe, 17 mohàñe

Mis à jour le 2025/09/12