Entrée manelanelana (elanelana (elana))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay
¶ Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manelanelana
nanelanelana
hanelanelana
manelanena

Entrée manelanelàna (elanelana (elana))
Partie du discours impératif du verbe actif manelanelana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/03/31