Entrée manemitra ny arabe (temitra, araka, be)
Partie du discours locution
Définition malgache manao temitry ny arabe, izany hoe mirentirenty eny amin' ny sisin' ny arabe: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31