Entrée manendrika (endrika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mety tsara amy...: Manendrika azy iny [...]
¶ Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany n [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [Hallanger 1973]
Traduction française   embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [Hallanger 1974]
Exemples  
1ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [Rajohanesa: Kintana]
2Manendrika ny vozonao ireo rado. [Baiboly: 26:001:010/Tononkira 1:10..]
Morphologie  
manendrika
nanendrika
hanendrika
Citations  

Mis à jour le 2013/04/16