Entrée manenona (tenona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo
Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany [1.1]
Explications en anglais To weave [1.7]
Explications en français Tisser [1.8]
Exemples Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [2.472]
Morphologie 
Présent : manenona
Passé : nanenona
Futur : hanenona
Impératif : manenoma
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20