Entrée manetry tena (etry, tena)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona
Mitovy hevitra: manambany tena ~ manao tsinontsinona ny tena ~ manaratsy tena ~ manaratsy tena toa omby hantsika ~ manavazin-tena ~ manivaiva tena ~ mietry tena ~ mivazina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to humble oneself [Hallanger 1973]
Traduction française s'humilier, être humble [Hallanger 1974]
Synonymes mietry tena

Mis à jour le 2020/07/31