Entrée manganohano (hanohano)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina
Mitovy hevitra: manganihany
¶ Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity
Mitovy hevitra: mangalahala ~ mangarangarana
¶ Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza
Mitovy hevitra: mihandrohandro [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be clear and limpid; shiny with wetness [Hallanger 1973]
Traduction française luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler) [Abinal 1888]
 être clair, limpide; briller d'humidité [Hallanger 1974]
Morphologie 
manganohano
nanganohano
hanganohano
Exemples 
1Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano [Rajohanesa: Kintana]
2sady manganohano ny ranomasony [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 172]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31