|
|
|
|

Entrée 1  mangataka
Radical  2 hataka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy
5 Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny
6 Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1]
Explications en anglais  7 to beg [1.2, 1.7]
8 to ask [1.2]
9 to ask for something [1.7]
Explications en français  10 demander; mendier [1.8]
Exemples  11  Kibo noana tsy mangataka andro. [2.558]
12  Koa mangataka olona aminao aho. [2.508#203]
13  Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? [2.314#107]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Analogues  18  mananty an-tanan-droa, 19  manao hata-maso, 20  manao hatak' adala, 21  manao hatapiso, 22  miambezo, 23  miangavy, 24  miangola, 25  miangoty, 26  mierina, 27  mifendrofendro, 28  mihanta, 29  mikonetaka, 30  milela-paladia, 31  mitalaho, 32  mitambitamby, 33  mitampesona, 34  mitofendro, 35  mitomany ambony fe, 36  mitosy, 37  mivavaka
Combinaisons  38  15 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mangataka
Proverbes  39  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21