Entrée mangidy hoditra (ngidy, hoditra)
Partie du discours locution
Définition malgache olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise unpopular [Hallanger 1973]
Traduction française impopulaire [Hallanger 1974]
Antonymes 

Mis à jour le 2020/07/31