Entrée |
mangirana
(hirana)
|
Partie du discours | verbe actif ou adjectif
|
Explications en malgache | Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany Raronao izany Mora kokoa, misy hihoriranana Tsisy hevitra [1.1]
|
Explications en anglais | To have chinks through which the light shines [1.7]
|
Explications en français | Brillant Laisser appaître la lumière par des fentes [1.8]
|
Exemples |
1 | hoy Rivo nanomboka hahita mangirana.
[2.529]
|
2 | Manao ahoana, madio sy mangirana tsara!
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mangirana,
mangiran-,
mangiram- |
Passé : |
nangirana,
nangiran-,
nangiram- |
Futur : |
hangirana,
hangiran-,
hangiram- |
|
Synonymes | |
Mots composés |
|
Proverbes |
|