Entrée mangoratsaka (horatsaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any. [Andriamalala: Ranomasina, page 45]
2Mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]

Mis à jour le 2020/07/31