|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  manidina
Radical  2 idina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 [mañidiña] [Antambahoaka] mandraraka rano [1.78]
5 [mañidiña] [Sihanaka] mandrotsaka rano, manondraka [1.78]
6 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy
7 Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1]
Explications en anglais  8 to pour out, to take down; to cast [1.2]
Explications en français  9 Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [1.3]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/3) 14  manidina
Radical  15 sidina
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17 Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango
18 Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo
19 Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka
20 Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly
21 Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1]
Explications en anglais  22 to fly [1.7]
Explications en français  23 voler dans l'air [1.8]
Exemples  24  Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa [1.38#34]
Morphologie 
25  Présent :
26  Passé :
27  Futur :
28  Impératif :
Combinaisons  29  5 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  30  Proverbes contenant ce mot

Entrée (3/3) 31  manidìna
Partie du discours  32  impératif du verbe actif manidina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  manidina, manidìna, 33 miandany, 34 midanina

Mis à jour le 2026/03/07