Entrée manifikifika (hifikifika (hifika))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Jereo manifika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manifikifika
nanifikifika
hanifikifika
Exemples Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [Andraina: Mitaraina, page 19]

2018/11/25