Entrée maninana (inana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako
¶ Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra?
¶ Mihaika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to defy, to challenge [Richardson 1885]
Morphologie 
maninana
naninana
haninana
maninàna
Exemples - Maninana mpiasam-panjakana ialahy! [Andraina: Mitaraina, page 228]

Entrée maninàna (inana)
Partie du discours impératif du verbe actif maninana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/02