Entrée |
manindrana
(indrana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | aller à côté de [Abinal 1888]
|
Morphologie |
|
Exemples | Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana. [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
|
|
Entrée |
manindràna
(indrana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manindrana
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|