Entrée maninteraka (tanteraka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro [Rajemisa 1985]
Exemples   Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147]
Morphologie  
maninteraka
naninteraka
haninteraka
maninteraha
Autres orthographes  

Entrée maninteraka
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] manantanteraka [Rakotosaona 1972]

2013/04/04