Entrée manjelanjelatra (jelajelatra (jelatra))
Partie du discours verbe actif
Allégation Mot ou locution vu dans: manelatra
Exemples 
1hitany ho manjelanjelatra eny koa irony mpitondra fitaovana ngezabe sy fiarakodia toa mariky ny fandrosoana. [2.470]
2mitranga ny kalesiny eo anatin'ny vy manjelanjelatra, amin'ny andro iomanany hiady, ary ny lefony mandihindihy. [2.996]

Mis à jour le 2023/03/06