|
|
|
|

Entrée1  manjeny
Partie du discours  2  verbe actif
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Exemples  6  [1.264] Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny.
7  [1.244] Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny.
8  [1.277] Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny.
9  [2.895] Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava.

Anagrammes  10  mañenjy, mañinje, manjeny

Mis à jour le 2025/07/29