Entrée manodina (hodina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
¶ Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
¶ Manasitily: Manodina divay ho toaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to turn [Hallanger 1973]
Définition française   tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [Hallanger 1974]
Exemples  
1Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [Rakotozafy: Ratsimba, page 72]
2Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [Razoharinoro: Soratra, page 185]
Morphologie  
manodina
nanodina
hanodina
manona

Entrée manodina (odina)
Partie du discours   verbe actif
Définition française   faire révolter [Abinal 1888]
Exemples   Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [Ravelomanana: Lalana, page 179]
Morphologie  
manodina
nanodina
hanodina
manona
Synonymes   mampiodina

Entrée manona (hodina)
Partie du discours   impératif du verbe actif manodina [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

Entrée manona (odina)
Partie du discours   impératif du verbe actif manodina [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]
Synonymes   mampiona

Entrée mañodina
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] manimba [Rakotosaona 1972]

2017/09/03