Entrée manomana (omana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin' ny reny Isambilo sy na anabaviny ~ Manomana fiadiana ny fahavalo [1.1]
Explications en anglais To decorate, to make ready to go, to put in readiness. [1.2]
 To prepare, to make ready [1.7]
Explications en français Préparer, faire les préparatifs [1.3, 1.8]
 Parer [1.3]
Exemples 
1Manomana ny tsihy sy ny lovia kosa i Mora [2.442]
2Nanomana tafika ny Fanjakana Frantsay [2.588]
3Manomana fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement prépare des armes) [1.3]
Morphologie 
Présent : manomana
Passé : nanomana
Futur : hanomana
Impératif : manomàna

Entrée manomàna (omana)
Partie du discours impératif du verbe actif manomana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Exemples Ary manomàna soavaly hitaingenan' i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin' i Félix governora [2.996]

Mis à jour le 2023/01/20