|
|
|
|

Entrée1 manontany
Radical  2ontany
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio
Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra
Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
Explications en anglais  5 to inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
6 to ask a question, to interrogate [1.7]
Explications en français  7 poser une question; questionner, interroger [1.8]
Exemples  8 Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
9 Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Synonymes  14miontany
Tous les mots composés  153 combinaisons de ce mot
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 manintòna, manintona, 18 manontany

Mis à jour le 2025/11/02