Entrée manoro (toro)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
¶ Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manoro
nanoro
hanoro
manoroa
Mots composés, titres, noms  

Entrée manoro (noro)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manome hafaliana [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manoro
nanoro
hanoro

Entrée manoro (oro)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [ mañoro ] [Bara, Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] mandoro [Rakotosaona 1972]
   [ mañoro ] [Tanala, Tanosy] mandoro, manimba amin'ny afo [Rakotosaona 1972]
   mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [SLP: Voambolana]
Définition française   mettre en combustion [SLP: Voambolana]
Morphologie  
manoro
nanoro
hanoro
Synonymes   mioro

Mis à jour le 2010/05/14