Entrée oro
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] doro, fandoroana [Rakotosaona 1972]
   Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon' ireo ratsy saina. [Rajemisa 1985]
   fihinan'ny zaka amin'ny ôksizenina [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   burning. Compare may, doro, dotra, rehitra [Richardson 1885]
Définition française   ce qui est brûlé, action de brûler [Abinal 1888]
Définition française   combustion [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée oro
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] orona [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

2012/06/20