Entrée |
manotrona
(otrona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io ¶ Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina ¶ Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to escort [Hallanger 1973]
|
Traduction française | escorter, accompagner [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [Andraina: Mitaraina, page 101]
|
|
Entrée |
manotròna
(otrona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manotrona
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|