Entrée manova (ova)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
¶ Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
¶ Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to change [Hallanger 1973]
Définition française   changer, modifier [Hallanger 1974]
Exemples   Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [Andriamalala: Ranomasina, page 68]
Morphologie  
manova
nanova
hanova
manovà

Entrée manova
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara] manampy [Rakotosaona 1972]

Entrée manova
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] manakatona [Rakotosaona 1972]

Entrée manovà (ova)
Partie du discours   impératif du verbe actif manova [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

2012/07/16