| Entrée (1/2) | 1 marèna |
| Radical | 2 marina |
| Partie du discours | 3 impératif de l'adjectif marina [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 mipetraha tsara
[Tanala]
[1.78] |
| Explications en français |
5 sois juste
[1.20] |
| Exemples |
6 Dia marena tokantrano, anaka.
[2.346#49]
7 Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "marena an-tokantrano! [2.436#] |
| Tous les mots composés | 8 marena tokantrano |
| Entrée (2/2) | 9 mareña |
| Partie du discours | 10 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
11 ampitso
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 12 manare, 13 manerà, manera, 14 mareña, marèna, 15 menara, 16 merana, 17 ramena |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|