Entrée | 1 marin-drano |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 marina, rano |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
11 [1.1] ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina anambarana fa tena marina |
Explications en anglais |
12 [1.7] level like water |
Explications en français |
13 [1.8] de niveau comme l'eau |
Exemples |
14 [2.424#] Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo 15 [4.27#] Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot marin-drano |
Anagrammes | 17 marin-drano, ranomandry, Ranomandry |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |