Entrée maso mahita vola (maso, hita, vola)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza olona voatarika hivarotra na dia mora aza -- noho ny fahitany ny vola efa eny an-tanan' ilay mpividy [Rajemisa 1985]
Définition française qui cède un objet en voyant l'argent qui en est le prix [Abinal 1888]

2012/07/23