Entrée matoa (toa)
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [Rajemisa 1985]
Définition française aîné [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 

Entrée matoa
Partie du discours adjectif
Définition malgache Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [Rajemisa 1985]
Citations 

2012/07/16