Entrée matoantenin' ny mpanao (toa, teny, tao)
Partie du discours expression
Définition malgache Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dis atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [Rajemisa: Fitsipi-pitenenana]
Vocabulaire 

2018/10/11