Entrée mato-tsaina (matotra, saina)
Partie du discours locution
Définition française avoir la maturité d'esprit [Rajaonarimanana 1995]
Exemples 
1Ny mato-tsaina tsy akory tsy mahira-tsaina. [Andraina: Mitaraina, page 157]
2Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha. [Rabemolaly: Fary, page 260]

Mis à jour le 2020/01/20