Entrée | 1 mazava |
Radical | 2 zava |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mitera-kazavana: Mazava ny afo Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [1.1] |
Explications en anglais |
5 bright, light, clear; [1.7] |
Explications en français |
6 clair, lumineux, brillant [1.3, 1.8] 7 net, franc, ouvert, transparent, éclairci [1.3#870] |
Exemples |
8 Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny.
[2.472]
9 nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. [2.324] 10 Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 15 20 combinaisons de mazava |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mazava |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |