|
|
|
|

Entrée1  manosy
Radical  2 hosy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  [mañosy] 4 mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [Tanala] [1.78]
5 Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
6 Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
7 Mambabo fananana [1.1]
Explications en anglais  8 to trample the mud in ricefields [1.7]
Explications en français  9 piétiner, tremper dans
10 manquer d'égards
11 spolier, confisquer [1.3]
12 piétiner les rizières [1.8]
Exemples  13  Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472]
14  Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Synonymes  19 mañose
Tous les mots composés  20 ombelahitsimanosy
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  22 mañiso, 23 manosy, 24 Simona, 25 somina

Mis à jour le 2025/11/09