Entrée menaky ny aina (menaka, aina)
Partie du discours locution
Définition malgache teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [Rajemisa 1985]
Analogues  silaky ny aina ~ singotry ny aina ~ vahatry ny aina
Exemples izy no menaky ny aina
ary tiana hoatra ny tena
ny zanaka no mampifenofeno
[Fox: Hainteny, numéro 318]

Mis à jour le 2020/07/31