Entrée menavazana (mena, vazana)
Partie du discours nom
Définition malgache Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana
¶ Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy
Mitovy hevitra: bekotromaroholatra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise old soldiers [Hallanger 1973]
Traduction française anciens combattants, vétérans [Hallanger 1974]
Exemples Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato. [Andraina: Mitaraina, page 113]

Mis à jour le 2020/07/31