|
|
|
|

Entrée1  miambina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ambina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fiadidian' ny tena mba hiaro azy tsy ho simbasimba foana na hisakana azy tsy handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin' ny alina ~ Iza no miambina ny gadra anio
Explications en anglais  9  [1.2] to be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch.
10  [1.7] to watch, to guard
Explications en français  11  [1.8] surveiller, garder
Exemples  12  [2.472] Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany.
13  [2.996] Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao?
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot miambina

Anagrammes  15  mbaminay, miambany, miambina

Mis à jour le 2025/07/29