Entrée mianatra (anatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva
Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ [1.1]
Explications en anglais To learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [1.2]
 To learn; to imitate; to go to school [1.7]
Explications en français Apprendre; aller à l'école; imiter [1.8]
Exemples 
1Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [2.472]
2Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mianatra
Passé : nianatra
Futur : hianatra
Impératif : mianara
Titres Andeha hianatra izahay
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20