| Entrée | 1 miandahy |
| Radical | 2 lahy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manao asa fanaon-dehilahy. [1.1] |
| Exemples |
5 Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana.
[2.471#]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 miandahy miambavy |
| Anagrammes | 10 mahadiñy, 11 mahidina, 12 miandahy, 13 midinaha |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|