|
|
|
|

Entrée1  miandahy miambavy
Mots élémentaires  2 miandahy, 3 miambavy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy [1.1]
Explications en anglais  6 men and women together [1.7]
Explications en français  7 hommes et femmes ensemble [1.8]
8 hommes et femmes qui travaillent ensemble [1.5#180]
Exemples  9  Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]

Mis à jour le 2025/09/12