|
|
|
|

Entrée 1  miangiangy
Radical  2 angiangy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io [1.1]
Explications en anglais  5 to be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident. [1.2]
6 [Provincial] to be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything [1.2]
Exemples  7  Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika. [2.996]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  sahy loatra, 13  tsy mahalala menatra, 14  tsy vaky afero, 15  tsy vaky atatra, 16  tsy vaky aty, 17  tsy valahara

Mis à jour le 2026/04/22