Entrée miantafika (tafika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to go to war [Hallanger 1973]
Définition française aller en guerre [Hallanger 1974]
Morphologie 
miantafika
niantafika
hiantafika
miantafiha
Exemples Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika. [Andraina: Mitaraina, page 172]

2013/04/12